|
|
|
|

Entry1  tery saina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tery, saina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina)
Antonyms  5  malalatsaina

Anagrams  6  asetrinay, itseranay, saretinay, setrainay, tery saina, tsieranai

Updated on 2025/07/29